ProWord
Fitahiana ho anao ve ity tranonkala ity?
Ry Namana,
MIrary anao tonga soa ato amin’ny tranonkalan’ny “Proclaiming the Word” izahay. Te-ho fitahiana ho anao izahay satria ny Baiboly izay Tenin’Andriamanitra dia fitahiana ho anao.
Ny tanjon’ ity asa fanompoana ity dia tsy iray amin’ireo misionan’ny fampianarana, na fampianarana mikasika ny fandaharam-potoanan’ny CEF. fa mikasika ny Baiboly, izany hoe Hafatry ny Baiboly, drafitry ny hafatry ny Baiboly sy lahatsoratra mba hahazo sy mampiahatra izay voalazan’ny Baiboly.
Arakaraka ny fitrandrahantsika lalina ny Baiboly Tenin’Andriamanitra no hahafahantsika ihany koa mahatratra ireo taranaka vaovao ho an’I Kristy! Rehefa mampiasa ity fitaovana ity ianao dia manasa anao mba hitondra am-bavaka ity asa ity.
Dr Czeslaw Bassara