ProWord
Fitahiana ho anao ve ity tranonkala ity?
FITAHIANA AVY AMIN’NY FANKASITRAHANA
1. Ny fankasitrahana dia fampisehoana ny fiainana ara-panahy
Lioka 17, 11-18
Manahoana kosa ny ahy?
2. Ny fankasitrahana dia mitondra voninahitra ho an’Andriamanitra
Asa 3, 7-11
Mampahery ny hafa isika amin’ny alalan’ny fahaizana mankasitraka
3. Ny fandraisana ny fahasoavan’Andriamanitra tamin’ny famonjena dia mitondra antsika hankasitraka
Efesiana 2, 4-10
4. Ny mpino dia mankasitraka an’Andriamanitra amin’izay rehetra ataony
Filipiana 4, 6
Fantatr’Andriamanitra izay ilaintsika
5. Ny mpino dia mila miavaka manokana amin’ny alalan’ny fankasitrahana
Kolosiana 3, 15-17
Ny tsy fahampian’ny fankasitrahany dia manakana ny fijoroana vavolombelona.
6. Isika rehetra dia ansoina mba ho mpankasitraka sy haneho fisaorana.
1 Tesaloniana 5, 17-18
Tsy misy fotoana izay tsy tokony hahatonga antsika ho mpankasitraka.
Fa nahoana isika kristiana no tsy maintsy mpankasitraka?
1. Andriamanitra no miteny
2. ota ny tsi-fankasitrahana.
3. midera an’Andriamanitra isika rehefa misaotra
4. manokatra làlana amin’ny asa fanompoana ny fisaorana
5. amin’ny alalan’ny fankasitrahana dia mampahery ny hafa isika mba hanompo Azy.
6. Mampitombo ny fiadanana ao anatin’ny mpino ny fisaorana
Salamo 50, 14